Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Asan'ny Apostoly

Asa toko 13, 15
<15Nony vita ny famakiana ny bokin'ny Lalàna sy ny mpaminany, dia nilaza tamin'izy ireo ny lehiben'ny sinagoga nanao hoe: Ry rahalahy, ataovy raha misy teny famporisihana holazainareo amin'ny olona. >