Ny Asan'ny Apostoly
Toko faha-17
11
Tsara toe-panahy kokoa ry zareo tao noho ny tany Tesalonika, satria sady nandray ny teny tamin-jotom-po lehibe izy ireo no nandinika ny Soratra Masina isan'andro, mba hahitany raha mifanaraka amin'izay ampianarina azy na tsia.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0128