Ny Asan'ny Apostoly
Toko faha-22
3
Ary hoy izy: Izaho dia lehilahy Jody teraka tany Tarsy any Silisia, fa teto amin'ity tanàna ity no nahabe ahy, teo ambanin'ny saokan'i Gamaliely, nampianarina tsara ny Lalàn'ny razantsika aho, ary nazoto erý ho an'Andriamanitra tahaka anareo rehetra izao.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0102