Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-25

11 Fa raha nanao ratsy aho, na misy heloka tokony hahafaty ahy, dia tsy mandà ny ho faty akory. Ary raha izay zavatra tsy misy fotony foana kosa no iampangan'izy ireo ahy, dia tsy misy olona manam-pahefana hanolotra ahy aminy. Fa mangataka hotsarain'i Sezara aho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094