Ny Asan'ny Apostoly
Toko faha-25
23 Nony ampitso dia tonga Agripà sy Berenisy niseho tamim-boninahitra lehibe. Nony tafiditra tao an-trano fitsarana izy, nomban'ny tompon'arivo mbamin'ny lehiben'ny tanàna, dia nentina nankao i Paoly, araka ny didin'i Festosa.