Bokin'i Daniely
Daniely toko 3, 52
<52Isaorana hianao, ry Tompo, Andriamanitry ny razanay
mendrika hoderaina sy homem-boninahitra ary hankalazaina mandrakizay.
Isaorana ny anaranao masina sy be voninahitra,
mendrika ny fiderana ambony indrindra sy ny fankalazana mandrakizay. >