Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Daniely

Daniely toko 3, 96
<96Ka izao no lalàna avoaka amin'ny anarako: Ny olona rehetra na inona fokony, na inona fireneny amam-piteniny, izay miteny ratsy ny Andriamanitr'i Sidraka sy Misaka sy Abdenegao, dia hotetehina madinika, sady hatao fanarian-java maloto ny tranony, satria tsy misy andriamani-kafa mahay mamonjy hoatra izany. >