Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Daniely

Daniely toko 6, 11

       <11Nony ren'i Daniely fa voasoratra ny didy dia lasa izy niditra tao an-tranony, izay nisy varavarankely mivoha manandrify an'i Jerosalema tao amin'ny efitra ambony. Nandohalika intelo isan'andro izy, nivavaka sy nidera an'Andriamanitra araka ny fanaony teo aloha. >