Bokin'i Daniely
Daniely toko 7, 7
<7Rahefa izany nijery tamin'ny fahitana amin'ny alina aho, ka indro nisy biby fahefatra mahatsiravina, mampihorin-koditra, ary mahery indrindra; nana-nify vy lehibe izy io, nihinana sy nikepokepoka, ka ny sisa tsy lany nohoseny tamin'ny tongony; hafa noho ireo biby rehetra talohany izy, nanan-tandroka folo. >