Ny Detoronomy
Toko faha-18
20
Fa ny mpaminany izay entim-piavonavonana kosa, ka manambara amin'ny anarako ny teny tsy nodidiako holazainy, na miteny amin'ny anaran'andriamani-kafa, dia ho faty izany mpaminany izany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.012