Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Efeziana

Toko faha-2

12 fa tamin'ny andro tany aloha hianareo, dia tsy nanana ny Kristy, voasaraka tamin'ny fikambanan'Israely; olon-ko azy tamin'ny fanekem-pampanantenana, tsy nanana fanantenana, ary tsy nanana an'Andriamanitra teo amin'izao tontolo izao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0488