Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Efeziana

Efeziana toko 3, 2-3
<2raha mba renareo ihany ny fanambarana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo, 3izany hoe, ny fanambarana nampahafantatra ahy ny zava-miafina vao nalazako tamin'ny teny fohifohy teo. >