Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Efeziana
Toko faha-3
2
raha mba renareo ihany ny fanambarana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo,
3
izany hoe, ny fanambarana nampahafantatra ahy ny zava-miafina vao nalazako tamin'ny teny fohifohy teo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0563