Bokin'ny Eklesiastika
Toko faha-3
17 Anaka, ataovy amin-kalemem-panahy ny asanao, dia ho tian'ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra hianao.18 Araka ny fisondrotanao, no aoka hietrenao tena dia hahita sitraka amin'Andriamanitra hianao;
18 Araka ny fisondrotanao, no aoka hietrenao tena dia hahita sitraka amin'Andriamanitra hianao;