Eksaody

Toko faha-12

13 Ny rà dia ho famantarana ny hitsimbinana anareo eo amin'ny trano misy anareo; ho hitako ny rà dia holalovako fotsiny hianareo; ka tsy hisy loza hahafaty anareo, rahefa hamely ny tany Ejipta aho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923