Eksaody
Toko faha-13
17 Nony nalefan'i Faraona handeha ny vahoaka, dia tsy nentin'Andriamanitra hihazo ny làlana amin'ny tanin'ny Filistìna, na iny aza no akaiky, satria hoy Andriamanitra: Sao dia manenina ny vahoaka raha mahita ny ady, ka hiverina any Ejipta.