Eksaody
Toko faha-17
2
Ka nila kisa tamin'i Moizy ny vahoaka, nanao hoe: Omeo rano izahay, hosotroinay. Fa hoy Moizy namaly azy ireo: Nahoana no dia mila kisa amiko hianareo? Nahoana no dia maka fanahy an'ny Tompo hianareo?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0092