Eksaody
Toko faha-33
5
Ka hoy Iaveh tamin'i Moizy: Lazao amin'ny zanak'Israely hoe: Vahoaka mafy hatoka hianareo, ka raha miakatra aho eo afovoanareo, na dia indray mipi-maso aza, dia holevoniko hianareo, koa apetraho amin'izao ny fihaingoanareo, dia ho fantatro izay hataoko.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0092