Ny Bokin'i Estera

Toko faha-14

11 Aza atolotrao an'ireo izay tsinontsinona ny tehim-panjakanao, ry Tompo, mba tsy hihomehezan'izy ireo amin'ny faharavanay, fa atsingereno amin'izy ireo ny hevitra nokasainy, ary mamaiza ho fananarana ny hafa an'ilay nisafoaka voalohany taminay.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037