Ny Bokin'i Estera
Toko faha-14
2
Napetrany ny akanjony kanto indrindra; fitafiam-pahoriana amam-pisaonana no nataony: nohosenany vovoka aman-davenona ny lohany, ho solon'ny zava-manitra sarobidy fanaony; nampijaliany mafy ny tenany, nombotany ny volony ka nataony tototra izany avokoa izao toerana fiaranany amin'ny fifaliana rehetra izao.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.011