Bokin'i Ezekiela

Toko faha-16

43 Noho ny tsy nahatsiarovanao ny andron'ny fahatanoranao, sy nampahatezeranao ahy tamin'izany ratsy izany, dia indro hatsingeriko eo an-dohanao ny fitondran-tenanao; - teny marin'ny Tompo Iaveh; fa tsy hanao ny fahalotoana mbamin'ny fahavetavetanao rehetra intsony hianao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081