Bokin'i Ezekiela
Ezekiela toko 18, 24
<24Ary raha miala amin'ny fahamarinana kosa ny marina ka manao ny tsy marina, araka ny fahavetavetana rehetra ataon'ny ratsy fanahy, - moa hanao izany izy va ka ho velona? - Tsy ho tsarovana intsony ny asa fahamarinana rehetra narahany; noho ny fahadisoana nahameloka azy sy ny fahotana nataony, noho izany dia ho faty izy. >