Bokin'i Ezekiela

Toko faha-33

10 Ary hianao, ry zanak'olona, mitenena amin'ny taranak'Israely hoe: Indreto hianareo miteny manao hoe: Ny hadisoanay amam-pahotanay, dia momba anay; ka mihalevona izahay noho izany, ka ahoana indray no hahavelona anay?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952