Bokin'i Ezekiela
Toko faha-37
16
Ary hianao, ry zanak'olona, maka hazo iray, asio soratra hoe: Ho an'i Jodà sy ho an'ny zanak'Israely tafakambana aminy. Dia makà hazo iray hafa koa, asio soratra hoe: Ho an'i Josefa; ka ho hazon'i Efraima sy ny taranak'Israely rehetra tafakambana aminy izany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0111