Bokin'i Ezekiela
Toko faha-37
22
Hataoko firenena iray ihany eo amin'ny tany, eo ambonin'ny tendrombohitr'Israely, izy; mpanjaka iray ihany no hanjaka amin'izy rehetra; tsy ho firenena roa intsony izy, na tafasaraka ho fanjakana roa.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0133