Bokin'i Ezekiela
Ezekiela toko 37, 23
<23Tsy handoto tena intsony izy, na amin'ny sampiny vetaveta, na amin'ny fahavetavetany, na amin'ny hadisoany rehetra; hovonjeko ho afaka amin'ny fiodinany rehetra nanotany izy, ary hodioviko; izy ireo ho vahoakako, ary izaho ho Andriamaniny. >