Bokin'i Ezekiela

Toko faha-44

19 Rahefa mivoaka ho any amin'ny kianja ivelany kosa izy, ho eo amin'ny kianja ivelany manatona ny vahoaka, dia hesoriny ny fitafiana nentiny nanao ny fanompoana ka havelany ao amin'ny efitranon'ny fitoerana masina; ary fitafiana hafa no hanaovany, fa tsy hanamasina ny vahoaka amin'ny fitafiany izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008