Bokin'i Ezekiela
Ezekiela toko 47, 10
<10Hitsangana eo amoron'izany ranomasina izany ny mpaka hazandrano; ho velarana harato ny hatrany Engaddi, ka hatrany Engallima; hisy hazandrano isan-karazany maro dia maro toy ny any amin'ny ranomasina lehibe. >