Bokin'i Ezekiela

Toko faha-47

16 Ny tany Hamata, Berotha, ary Sabarima, anelanelan'ny faritanin'i Damasa sy ny faritanin'i Hamata; Hatzera-Tikona, eo amin'ny faritanin'ny Haorana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093