Bokin'i Ezekiela

Toko faha-8

17 Ka hoy izy tamiko: Efa hitanao va, ry zanak'olona? Mbola tsy ampy ihany va ho an'ny taranak'i Jodà ny manao izao fahavetavetana ataony eto izao, no mbola fenoiny fampahoriana koa ny tany; ka hiverenany hatao lalandava izay hampahatezitra ahy? Indro izy ireo manainga ny rantsan-kazo ho eo amin'ny orony.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0534