Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'ny Fahendrena

Fahendrena toko 12, 12

       <12Satria zovy moa no ho afa-milaza aminao hoe: Inona ity nataonao?
Zovy no ho afa-manohitra ny fitsaranao?
Zovy no hitaraina hamely anao, hisolo vava ny olon-dratsy ?
Zovy no hanome tsiny anao mamono ny firenena nataonao?
Zovy no hitsangan-kandahatra hiaro aminao ny olona mpanohitra ny fivavahana? >