Bokin'ny Fahendrena

Toko faha-12

10 fa tamin'ny nanaovanao ny fitsaranao mandroso miandalandalana, dia nomenao fotoana hibebahany izy, na dia fantatrao aza fa taranaka ratsy izy ireo, ary hatramin'ny fahaterahany no efa ratsy ka tsy hiova hevitra na oviana na oviana,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089