Bokin'ny Fahendrena
Toko faha-12
12 Satria zovy moa no ho afa-milaza aminao hoe: Inona ity nataonao? Zovy no ho afa-manohitra ny fitsaranao? Zovy no hitaraina hamely anao, hisolo vava ny olon-dratsy ? Zovy no hanome tsiny anao mamono ny firenena nataonao? Zovy no hitsangan-kandahatra hiaro aminao ny olona mpanohitra ny fivavahana?