Bokin'ny Fahendrena
Fahendrena toko 18, 5
<5Nikasa handringana ny zanak'ireo olonao masina izy ireo;
narian-ko faty ary novonjena indray kosa ny iray tamin'ireny;
dia ny ankamaroan'ny zanany nalainao tamin'ny famaizanao azy,
ary izy rehetra, indray nosaforanao onja mirimorimo avokoa. >