Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'ny Fahendrena

Fahendrena toko 2, 1a
Foto-kevitry ny ratsy fanahy, momba ny anjaran'ny olombelona - Valin'izany foto-keviny izany.

       1Tamin'ny faniasiavan'ny sainy no nifampilazan'izy ireo hoe:
Sady fohy no be fahoriana ny andro iainantsika;
ary rahefa tonga ny fara andron'ny olombelona, tsy misy fanafodiny,
sady tsy misy fantatra izay olona mahafaka amin'ny fonenan'ny maty. >