Ny Fanisana

Toko faha-18

17 Fa ny voalohan-teraky ny omby kosa, na ny voalohan-teraky ny ondry, na ny voalohan-teraky ny osy, dia aza asaina havotana, fa masina ireny; ka hararakao eo ambonin'ny otely ny rany, hodoranao hanetona ny saborany, sorona atao amin'ny afo izany, ho hanitra mahafinaritra ho an'ny Tompo;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079