Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Filipiana
Toko faha-2
12 Noho izany, ry malalako, efa nanaiky mandrakariva koa hianareo, ka miasà amin-tahotra sy hovitra hanapitra ny famonjenareo tena, tsy tahaka ny fony aho tany aminareo fotsiny, fa mihoatra noho izany aza amin'izao aho tsy any aminareo izao,