Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Filipiana
Toko faha-4
3
Ary hianao kosa, ry ilay tena mpiara-miasa amiko, dia mangataka aminao aho mba hanampy azy roa vavy amin'izany koa, fa izy ireo no niara-niady tamiko teo amin'ny Evanjely, dia izy sy Clément mbamin'ireo mpiara-miasa amiko sisa, izay efa ao amin'ny bokin'ny fiainana ny anarany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0085