Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Filipiana

Filipiana toko 4, 4-5

       <4Mifalia mandrakariva ao amin'ny Tompo; eny, averiko indray: mifalia e! 5Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny hamoram-panahinareo: efa akaiky anie ny Tompo e! >