Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Hebrio

Toko faha-12

2 mibanjina an'i Jesoa filohany sy mpanefa an-davany sy an-tsakany ny finoana, izay nahazo nifidy ny hafaliana natao teo anoloany, nefa naleony niaritra ny hazo fijaliana, sy tsy nitandro henatra koa; ary efa mipetraka eo an-kavanan'ny seza fiandrianan'Andriamanitra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.027