Bokin'Izaia
Izaia toko 11, 11
<11Ary izao no hitranga amin'izany andro izany: Ny Tompo
haninjitra ny tànany fanindroany,
hanavotra ny sisa amin'ny vahoakany,
izay sisa mbola ho hita any Asiria sy Ejipta,
sy Patraosy, Etiopia, Elama, Senaara,
Hamata sy ireo nosy amin'ny ranomasina. >