Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 2, 4

       <4Ho mpanelanelana amin'ny vahoaka izy,
ary ho mpitsara ny firenena maro.
Ny sabany hotefeny ho lela fangadin'omby,
ary ny lefony ho antsy fijinjana.
Ny firenena tsy hisy hanangan-tsabatra hamely ny firenena hafa,
ary tsy hianatra ady intsony ny olona >