Bokin'Izaia
Izaia toko 25, 4
<4Hianao no trano mimanda ho an'ny osa,
trano mimanda ho an'ny mahantra anatin'ny fahoriany,
fialofana amin'ny ranonoram-baratra,
alokaloka amin'ny hainandro migaingaina,
Fa ny fifofofofon'ny mpanao jadon'ny mpanjaka
dia toy ny ranonoram-baratra miantonta amin'ny ampiantany. >