Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 30, 18

       <18Izany no iandrasan'ny Tompo vao hamindra fo aminareo izy,
dia hitsangana, ka hiantra anareo;
satria Andriamanitra marina Iaveh.
Sambatra izay rehetra manantena azy! >