Bokin'Izaia
Izaia toko 30, 26
<26Ny hazavan'ny volana ho tahaka ny hazavan'ny masoandro;
ary ny hazavan'ny masoandro ho avo fitoheny,
ho tahaka ny hazavan'ny hafitoana,
amin'ny andro hamehezan'ny Tompo ny ratran'ny vahoakany,
sy hanasitranany ny fery namelezany azy. >