Bokin'Izaia
Izaia toko 30, 16
<16Nefa tsy nety hianareo,
fa hoy hianareo: Tsia,
fa handositra mitaingin-tsoavaly izahay. -
Eny hoe, handositra hianareo. -
Himaona mitaingina ny soavaly faingan-tongotra izahay.
Eny iky, fa ho faingana kokoa izay hanenjika anareo. >