Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 30, 17

       <17Raha iray no handrahona, dia arivo no handositra;
ary raha dimy no handrahona, handositra avokoa hianareo.
Mandra-pahatonganareo ho kely sisa,
tahaka ny tsato-kazo eny an-tampon'ny tendrombohitra,
na ny faneva famantarana eny an-kavoana. >