Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 30, 19

       <19Fa hianao, ry vahoaka monina ao Siona, ao Jerosalema,
tsy hitomany intsony hianao,
fa raha vao mitaraina hianao dia hamindrany fo;
raha vao mandre anao izy dia hamaly anao. >