Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 30, 27

       <27Indro avy any lavitra any ny anaran'ny Tompo,
mahamay ny hatezerany, ka tsy tanty ny fahamainy;
midoaka fisafoahana ny molony;
ary tahaka ny afo mandevona ny lelany. >