Bokin'Izaia
Izaia toko 30, 29
<29Amin'izany hianareo hiventy hira,
tahaka ny amin'ny alina ankalazana ny fety,
ary ny fonareo hiravoravo
tahaka an'izay miakatra amin'ny feon-tsodina,
ho ao an-tendrombohitry ny Tompo
hanatona ny vatolampin'Israely. >